|
pasitera
|
Manantena antsika rehetra ho samy nanao vakansy mahafinaritra.
Toy izao ny fandaharantsika mandritra ity volana Oktobra ity:
Alahady 11 oktobra :
15h : fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo, fiaraha mandray ny fanasan'ny Tompo
17h : goûter
Alahady 24 oktobre : (14 boulevard de Brosses, Dijon)
15h : Fanompoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D.ANDRIANARIVO
Marihina fa ny sakafo izay nokasaina fa hatao amin'ny 23 oktobra 2009 dia nahemotra amin'ny volana Febroary 2010
Aza adino :
- ny 30 Oktobra, 1 novambra 2 novambra 2009 : Fetin'ny PROTESTANTISMA any Strasbourg. Handray anjara amin'izany ny Antokompihira FPMA eto amin'ny Faritany.
- ny 11 Novambra ka hatramin'ny 15 novambra 2009 indray dia Synaoda sy famaranana ny Jobily faha 50 taona ny FPMA. Any Paris no ho tanterahina ny fotoana .
Ento amim-bavaka ny fotoanantsika ary aza misalasala mitaona ny namana
|