|
Administrator
|
|
Toy izao ny fotoanantsika mandritra ity volana Febroary ity:
Alahady 8 Febroary 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
17h : goûter sy fanomanana ny Zaikabe
Alahady 22 Febroary 2009:
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo miaraka amin'ny STK (+ Fifohazana)
17h : goûter sy fanomanana ny Zaikabe
Asabotsy 28 Febroary - Alahady 1 Mars
14h-... : Zaikabe sy Synoda, Faritany Avaratra Atsinanana, atao eto Dijon atao ao amin'ny CRI, 1 Avenue Champollion 21000 Dijon. Jereo eto ny fandaminana samihafa sy ny fandaharana .
Marihina fa tsy maintsy misoratra anarana isika momba ny sakafo (na sakafo asabotsy hariva na sakafo alahady atoandro na amin'izy roa ireo). Izany dia azo atao na any am-piangonana (ny 8/2/2009) na ao amin'ny "site internet" : http://fpma-dijon.org na mandefa mail amin'ny adiresy
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka
|