|
Administrator
|
|
Ny Tafo FPMA Dijon dia faly manasa antsika hanatrika ny Zaikabe sy Synaoda Faritany Avaratra Atsinanana izay atao eto Dijon ny Asabotsy 28 Febroary sy Alahady 1er Mars 2009, ao amin'ny:
Centre de Rencontres Internationales (CRI)
1, Avenue Champollion
21000 DIJON
Ny fisoratana anarana dia azonao atao eto.
Azonao alaina eto : ny programan'ny fotoana, ny fanamarihina samihafa momba ny fisoratana anarana, saran-dasy,...
Mba afahana manao ny fandaminana samihafa, dia hiangaviana isika mba hanao haingana ny fisoratana anarana (sy ny saran-dasy)
Raha misy fanontaniana ankotr'ireo dia aza misalasala manoratra ao amin'ny
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Dia manantena ny fahatongavanareo rehetra.
|