A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga026.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Entanjarai-mora zaka...
Entanjarai-mora zaka... Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

 Ry Havana mpitsidika,

Miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo

Amin'ny alahelo lehibe no ampitainay izao vaovao izao.

Nodimandry tamin'ny Alahady 02 novambra teo
rehefa nivahiny 24 taona teto an-tany
Rtoa ANDRIAMAHERY Ny Ando Hoby Herilalaina.

Ny razana dia hampodiana any Madagasikara, ary noho ny tsy fananany Assurance na Mutuelle miantoka dia mangataka ny fanampiana avy amintsika ny fianakaviana

Ho fanatanterahana izany dia indro ny fanazavana vitsivitsy

1- Raha virement dia alefa ao amin'ny compte
: banque 15999 guichet 02203 n° de compte 00044557701 Clé 59

2- Raha cheque dia atao @ ordre:  AEOM TOULOUSE ny chèque

ary alefa @  adiresy

chez RAKOTOARIVELO Roger

5 Impasse Ansène VERMENOUZE

31100 Toulouse

N° telephone 0561437177

3- Raha maniry hifandray @ fianakaviana dia

Ity indray ny coordonnées n'ilay vadiny:

Andriamifidisoa Maminiaina 05 61 63 06 96 na 06 50 16 84 27

Dia misaotra indrindra ny amin'ny fiaraha-miory sy ny fiaraha-miasa fa ny entanjaraina hono mora zaka

Ho tahian'Andriamanitra

Hery RAMAMONJISOA

Filoha FPMA Toulouse

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack