|
27 septambra 2008 : Grand'Maman |
|
|
|
|
pasitera
|

Ny Birao Foibe FPMA
izay nivory androany asabotsy 6 septambra dia niara-nanaiky ary
rehefa niresaka tamin’ny fianakaviana fa hanatanteraka
fanompoam-pivavahana fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra
tamin’ny nanomezany ny FPMA an’
Itompokovavy
RAZAFINANTOANDRO Joséphine
Grand’Maman, vady navelan’Itompokolahy
RAKOTOARIMANANA Victor Grand’Papa,
Mpitandrina,
« Co-Fondateur
FPMA », Filoha Synodaly nandritra ny taona maro ary natao
Jobily teto amin'ny FPMA.
K$oa asaina isika
rehetra ary aoka hifampilaza ka hanatrika io fanompoampivavahana
fankalazana an’Andriamanitra io. Ny fotoana dia amin'ny
asabotsy 27 septambra 2008 manomboka amin’ny 16 H 30 ao
amin’ny
Eglise de la
Rédemption
– 16, rue Chauchat
–
75009 PARIS. (Métro
Richelieu-Drouot)
|