A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga050.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Synoda FJKM - Madagasikara
Synoda FJKM - Madagasikara Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Pas. Rasendrahasina Lala

 

Hanomboka ny 13 Aogositra izao ny sinoda lehiben’ny FJKM. Any Mahajanga no hanaovana izany, ka hifarana ny 20 Aogositra. Mpandray anjara mahatratra 400 avy amin’ny sinoda 36 manerana an’i Madagasikara no ho tonga any. Ity fivoriana lehibe ity no hifidianana izay ho mpiandraikitra foibe, sy izay ho filohan’ny FJKM vaovao. Ireo mpizaika no hifidy iretsy mpiandraikitra foibe, ary ireo indray no hifidy izay ho filohan’ny FJKM avy eo. Anarana maro no re fa hilatsaka handray ny toeran’ny pasitera Lala Rasendrahasina. Mihevitra izy ireo fa toerana hifandimbiasana no atao eo anivon’ity antokom-pivavahana iray ity, dia ny FJKM izany. Tombana ho an’ny mpizaika ihany izany, fa ny fanampahana avy amin’ireo mpandrindra foibe vao ho lany amin’io ihany no tompon’ny vato farany.

nalaina tao amin'ny http://www.madagascar-tribune.com   (06/08/2008)

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack