A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga024.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Fiangonana arrow Choralie 2008 : fisaorana
Choralie 2008 : fisaorana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   



Ny FPMA, Tafo Dijon ary ny Ny Antoko-mpihira ao aminy dia faly miarahaba anareo rehetra amin'ny anaran'nyTompo.

 Ary maneho etoana ny fankasitrahana sy fankatelemena ho anareo tompon'andraikitra isan'ambaratongany avy eto amin'ny FPMA, Tafo Bordeaux tamin' ny CHORALIE 2008 izay natao tany BORDEAUX, nentina nidera an'Andriamanitra.

Manolotra ny fisaorana koa tamin'ny fandraisana sy ny fikarakarana izay telina sy ankasitrahana.

Ho an'Andriamanitra irery anie ny laza sy ny voninahitra.

Ny Antoko-mpihira F.P.M.A. DIJON. 
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack