|
Administrator
|
|
Natao teto Dijon ny Asabotsy 15 Mars teo ny fivorianan' ny SVK. Nanatrika sy nitarika ny fotoana ny filoha Nationaly SVK , Ramatoa Rakotoarisoa Nirina ary nanao ny fampianarana tamin'izany ny Pasitera T. Randriamanantena, filoha lefitra FPMA. Marihina fa , ankoatry ny SVK Dijon, dia tonga nandray anjara tamin'izany koa ny SVK Nancy. Ho alefa amin'ny manaraka ny tanisa dinika tamin'izany.
Nahafinaritra tokoa ny fotoana tamin'izany ary nisy fiara-misakafo . Jereo ny sary nandritra izany.
|