A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga027.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Amboarampeo Faravohitra à Chauchat
Amboarampeo Faravohitra à Chauchat Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   


(sary nalaina tao amin’ny http://www.madatsara.com)

Amin’izao fandalovan’ny Antokompihira Amboarampeo FJKM Faravohitra eto Paris izao, dia tonga hamangy sy hiara-hisaotra an’Andriamanitra miaraka amin’ny FPMA Paris Chauchat, izy ireo .

Izy ireo moa dia avy any ami’ny fiangonana Faravohitra, Antananarivo, fiangonana izay ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy any Madagasikara FJKM.

Mandritry ny fanompoam-pivavahana dia hisy ny fiaraha-midera an’Andriamanitra iraisan’ny Antokompihira FIDERANA FPMA Paris sy ny Amborampeo Faravohitra.

Ny daty : ny alahady 29 aprily 2007 izao mandritry ny fanompoam-pivavahana
Ny ora : amin’ny 3 ora sy hariva
Ny toerana : FPMA Paris, 16 rue Chauchat
Métro : Le Pelletier na Richelieu-Drouot

Marihina fa hisy “concerts” misy vidimpidirana izay hataon’izy ireo ny:

-> 5 mai 2007 manomboka amin’ny 8 ora sy sasany hariva
-> 6 mai 2007 manomboka amin’ny 3 ora hariva

ao amin’ny
Église Notre-Dame-de-la-Croix
3 pl. De Ménilmontant
75020 Paris
Métro 2 – Ménilmontant

Dia aza manadino ny fiarahantsika mivavaka

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack