A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga017.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Zanaky ny FLM Ambatovinaky
Zanaky ny FLM Ambatovinaky Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   


Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ...
Fa handroso amin’ny hitsimpo (fahafoizana)”

ANTSOINA ISIKA ZANAKA AMPIELEZANA LOTERANA AMBATOVINAKY TSY HAKANAVAKA MBA HAMONJY NY FIVORIAMBE VOALOHANY IZAY HATAO

NY ASABOTSY 28 APRILY MANOMBOKA AMIN’NY 7 ORA HARIVA

AO AMIN’NY EGLISE REFORMEE DU Luxembourg
58 Rue Madame 75006 PARIS

Metro : Saint - Sulpice


Ny zavatra hodinihana:

-> Ny anjara biriky entintsika amin’izao tsangambato faha 130 taona izao

Azo antsoina : Rafanomezantsoa Richard 0145475127 na 0687433353

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack