A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga041.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Fiangonana Katolika Paris
Fiangonana Katolika Paris Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

 Fiantsoana atao amintsika izay mahita an'ity filazana ity mba hamandre an'ireo namana aman-tsakaiza amin'ny fahasoavana raisin'ireo zanaka,zoky ,zandry ary namana nanapa-kevitra hatao Kofirmasio amin'ny Fiangonana Katoloka Malagasy eto Parisy.

KONFIRMASIO

  • Vita soa amantsara ny laretiretin'ireo tanora 7 mianadahy handray ny Sakramentan'ny Fankaherezana, natao tany Chevilly La Rue ny 14 sy 15 Aprily 2007, koa isaorana lehibe an'Andriamanitra.

  • Alahady 22 Aprily 2007 amin'ny 2ora 30mn ny fankalazana miaraka amin'ny famangian'i
    Arsevekan'ny Parisy Mgr André VINGT TROIS.
    Toerana : Paroasy Saint Dominique (16 rue de la Tombe Issoire) Paris 14è.
    Métro : Saint-Jacques (Ligne n°6) na Denfert-Rochereau
Adresse izay iangonana mahazatra :
-  Chapelle Saint Paul
isan'alahady amin'ny 4 ora hariva
-  171, boulevard Brune
-  75014 PARIS (métro Porte d'Orléans, ligne 4)

Ireo sites momba ny Fiangonana katolika malagasy eto Frantsa
site Paris : http://fkmp.malagasy.org/article.php3?id_article=33
site aumonerie nationale : http://www.ancmf.info/
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack