A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga050.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Fotoana Juin
Fotoana Juin Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Ny fanompoam-pivavahana izay iarahantsika dia ny :
Alahady 10 jona 2007 :
15h:
Fanompoam-pivavahana misy fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
ary fanokanana diakona eto amin'ny Tafo
Mitarika : D.ANDRIANARIVO , mpitandrina
Mitoriteny sy manokana : Dr J.A RAVALITERA, mpitandrina Filohan'ny FPMA
Toerana : Eglise Ste Elisabeth, rue de Bourges Fontaine d'Ouche Dijon

Alahady 24 Juin 2007:
15h: FFKM : fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tarihin'ny mpitandrina D. ANDRIANARIVO
Toerana : ERF , 14 Bd de Brosses Dijon

Asabotsy 30 Juin 2007:
20h: Concert évangélique ataon'ny tarika Jocelyn Ranjarison atao ao amin'ny Eglise Ste Elisabeth, rue de Bourges Fontaine d'Ouche Dijon.

Alahady 1 Juillet 2007
10h : Fitsangatsanganana (fotoana eo amin'ny 14 bd de Brosses)
Toerana : mbola ho lazaina
Ento amim-bavaka ny fotoanantsika

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack