A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga034.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA Cergy : Fanasana
FPMA Cergy : Fanasana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Cergy, faha 11 febroary 2007

Ry havana,
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’I Jesoa Kristy Tompontsika.

“ …ka manatera fanati-tsitrapo, Izay homenao araka izay itahian’I Jehovah Andriamanitrao anao“
Deotoronomia 16 .10b)

Fifaliana lalandava ho anay FPMA Cergy ny manasa anareo hanatrika ny fanompoam-pivavahana fanateram-bokatra fanao isan-taona izay atao ny

ALAHADY 11 marsa 2007
Manomboka amin’ny telo ora tolakandro
Ao amin’ny Centre Protestant de Rencontre


Ilay Tompon’ny fiadanana anie no hitantana sy hivimbina antsika ka afahantsika midera sy manome voninahitra ny Anarany.
Dia mbola mametraka ny rehetra eo ambanin’ny fahasoavan’Ilay Tompontsika. Maniry ny fahatongavantsika maro.

Amin’ny anaran’ny Mpitandrina, sy ny Komity.

Ny Filoha

Oli-Tiana Andrianony

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack