A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga030.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA Tafo Nancy : Birao vaovao
FPMA Tafo Nancy : Birao vaovao Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Faly miarahaba antsika rehetra

Natao ny Asabotsy 2 Febroary 2007 teo ny fifidianana ny Birao vaovaon'ny FPMA Tafo Nancy. Mandritry ny roa taona (2007-2008) ho avy dia toa izao izany :

Filoha : Ralantoarisoa ALEXANDRE
Mpitantsoratra : Dominique RATREMA
Mpitantana ny Vola : Saholy ARAYE
Mpitahiry Vola : Francky RAMAROSON

Dia mametraka anareo ho eo ambany fahasoavan'ny Tompo

Ny Mpitandrina Mpandrindra ny Tafo

RAFENINIRINA Laza, mpitandrinahttp://tsodrano.free.fr ______________________________________________________________________
"Efa nitahy anao ny Tompo ka hiaro anao
Efa nampamirapiratra ny tavany taminao ny Tompo ka hamindra fo aminao
Efa nanandratra ny tavany taminao ny Tompo ka hanome anao fiadanana"
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack