|
Ireo mpiandraikitra ny Tafo Dijon |
|
|
|
|
fpma
|
Isaorana an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara tamin'ny Alahady 11 Fevrier 2007 ny Assemblée Générale izay :
- nanekena ny Fitsipika Anatiny hifehy ny Tafo FPMA Dijon
- nifidianana ireo Diakona hitondra ny Tafo mandritra ny roa taona (2007-2009)
- nanekena ny hanohizan'ny Biraon'ny Sampana (STK (Tanora), SVK (Vehivavy), Antoko mpihira) ny asany mandritra ny roa taona ho avy.
Tamin' ny fivorian'ny Diakona tamin'ny Asabotsy 17 Fevrier 2007 kosa no nifidianana ny Birao hitantana ny Tafo mandritra ny roa taona (2007-2009).
Ireo mpiandraikitra ato amin'ny Tafo.
|