|
FPMA Strasbourg : Lasa i Rojo |
|
|
|
|
pasitera
|
Amin'ny Finoana sy Fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa sitrak' Andriamanitra no niantsoany ny hava-malalanay
ANDRIAMORA BESOA Rojo Hasiarivelo
ny alahady 11 Febroary 2007 teo amin'ny faha-20 taonany teto Strasbourg
Hoy
- Ny Ray aman-dReniny ANDRIAMORA BESOA Aristide mivady (Madagascar)
- Ny iray tampo aminy - Ny Fianakaviana manontolo
- Ny Fiangonana FPMA Strasbourg
- Ny Fiangonana FJKM Ambodihady vaovao
Koa amin'izany mangataka aminareo aho ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba atolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany.
Romana 12.1
Raha misy olona te-hanalady ny fianankaviana dia ity ny telefaonany:
Andriamatoa Niry ANDRIAMORA: 06 29 79 35 25 na 03 88 40 15 64
Courriel:
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
Amin'ny anaran'ny Mpitandrina sy ny Komity ary ny Fiangonana tafo FPMA Strasbourg.
|