A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga018.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow FPMA: Zavamaneno
FPMA: Zavamaneno Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
"Miderà an'i Jehovah amin'ny lokanga ;
mankalazà azy amin'ny valiha tory folo.
Mihirà fihiram-baovao ho azy.
Mitendre tsara amin'ny feo fifaliana."
Salamo 33 : 2-3

Ho an'ny Mpitandrina
Ny Filohan'ny Tafo
ary ny Mpiandraikitra sampana Zava-maneno isan-tafo,

Ry Havana,

Faly miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo Jesoa Kristy.
Ho fanomanana ny "hetsika sampana zava-maneno" izay hatao namin'ny 28 avril 2007, dia faly miantso antsika mpikambana tsy ankanavaka ( Mpitendry zava-maneno) ny birao nasionaly ho tonga hanatrika ny fivoriambe voalohany izay hatao amin'ny :
Sabotsy 10 febroary 2007 manomboka amin'ny 1 ora sy sasany ka hatramin'ny 4 ora folak'andro.
Ny toerana hanaovana izany dia : ERF - 1 rue du temple - 78350 Jouy en Josas.
Ny fahatongavantsika maro dia endriky ny firaha-misalahy amin'ny fampandrosoana ny asan'Andriamanitra.
Ho an'Andriamanitra irery anie ny vononahitra ary ho amintsika lalandava ny fanomezam-pahasoavany.
P.S : ialantsiny ny fahataran'ny fiantsoana nohon'ny fitadiavana  ny toerana hanaovana izany.


Ny birao nasionaly.
Hery Andrianaivo.
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack