A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga035.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Statistika FPMA.....27 febroary 2007
Statistika FPMA.....27 febroary 2007 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

STATISTIKAN'NY FPMA 2007
Araky ny fanamapahan-kevitry ny synaoda faha 31 tany amin'ny FPMA Orléans farany teo, ny Tafo FPMA rehetra dia tokony hanao ny statistikan'ny mpiangona misoratra ao aminy ny 1 janoary 2007 ary handefa izany any amin'ny Komity Foibe alohan'ny 27 febroary 2007.

Ireto avy no tokony ho ao anatin'izany :
Ankapobeny
-isan'ny mpiangona
-isan'ny mpandray
-isan'ny katekomena
Sampana
-isan'ny olona ao amin'ny sampana tsirairay avy misy ao amin'ny tafo
- sekoly alahady
- sampana tanora kristiana
- dorkasy vehivavy
- chorale
- -zava-maneno
- fifohazana
- Tily
- sampana hafa izay misy
Fitsinjarana ny mpiangona:
-lehilahy sy vehivavy
-ara-taona :
- latsaky ny 5 taona
- [5 -10 [
- [10 -18[
- [18- 25[
- [25 -35[
- [35 -55[
- [55 - 65[
- 65 taona no miakatra
Ny tafo FPMA tsirairay avy no mahita izay fomba mahamety azy amin'ny fanangonana ireo "données " ireo. Tokony arahina kosa anefa ireo fitsinjarana ireo mba hahafahana manao ny fanambarana eo amin'ny ambaratonga nasionaly.

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack