A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga017.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Assemblée générale: 11 Febroary
Assemblée générale: 11 Febroary Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   
Alahady 11 Febroary 2007 :
Araka ny efa voalaza hatramin'ny volana Novambra dia atao ny Alahady 11 Febroary ny "Assemblée Générale"-ny FPMA Dijon. Atao mandritra izany ny fankatoavana ny Fitsipika anatiny (règlement intérieur) sy ny fifidianana Diakona. Toy izao ny fandaharam-potoana amin'izany:
15h: Fotoam-pivavahana
16h:
Manao ny "Bilans moral et financier" ny Birao.
16h30:
Fanekena ny "Règlement intérieur" sy fifidianana Diakona.
17h30:
Goûter
Koa miantso antsika mianakavy hanatrika izany fotoan-dehibe eto amin'ny Fiangonana izany ary hanatanteraka ny adidy aman-draikitra izay napetraka tamintsika.

Alahady 25 Febroary 2007 :
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Fikambanam-behivavy (SVK).

Aza manadino ny fiarahantsika mivavaka
 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack