A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga040.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Besançon,....Lons Le Saunier
Besançon,....Lons Le Saunier Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy FPMA, Tafo DIJON
dia manao antso avo amintsika kristiana malagasy monina amin'ireto faritra ireto :
LONS LE SAUNIER ary BESANCON
mba hiantso ny mpitandrina ka hiara-miasa amin'ny fandrindrana ny fikasana hamangy
azy ireo amin'ny fotoana izay mahamety azy any amin'ny volana Marsa 2007 izao
raha sitrapon'Andriamanitra.
Dia samy hotahian'Andriamanitra

Andrianarivo, mpitandrina
FPMA DIJON

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack