|
DRAFITRA CALENDRIER 2006-2008
FPMA
Ho an'ny mpiara-miasa rehetra eto @ FPMA,
(KM = Komity maharitra)
Daty asabotsy 27 Janv 2007 tolakandro: Fanompoam-pivavahana
handraisan-tànana ireo Birao Foibe sy mpiasa teo aloha ary
hametrahana ireo vaovao, handraisana ireo Fiaraha-mivavaka vaovao
(ANNEMASSE - PERPIGNAN)
Toerana: Région Parisienne
* Daty KM1: 14 Avr 2007
Ora KM1 : Tontolo andro
Toerana KM1 : Paris
* Daty 15 apr 2007: daty fandrihana sahady
ho fanompoam-pivavahana fiderana an'Andriamanitra raha
tafiditra soa aman-tsara ao amin'ny Féderation Protestante
de France isika FPMA - Daty Fanompoampivavahana 15 Avr 2007
* Daty isan-kerintaona TILY FPMA: 28-29
Apr 2007
Ora: Tontolo 2 andro
Toerana: Saint Matin le Haut
akaikin&rsquony Lyon ?
* Daty Fihaonam-be sampana Zava-maneno: 28
Apr 2007
Toerana: miandry
* Daty Fihaonam-be Sekoly Alahady Nasionaly: 5 & 6 Mey 2007
Ora: Tontolo 2 andro
Toerana: REIMS
* Daty fihaonam-be SVK Sampana Vehivavy Kristianina: 12 & 13
Mey 2007
Ora: Tontolo 2 andro
Toerana: Cergy
* Daty fihaonam-be sampana Fifohazana: 8 - 15 Jolay 2007
Toerana: Troyes
* Daty KM2: 22 Sept 2007
Ora KM2 : Tontolo andro
Toerana KM2 : Paris
* Daty Zaika Be 2007:
Toerana: miandry
* Daty KM3: 15 Mars 2008
Ora KM3 : Tontolo andro
Toerana KM3 : Paris
* Daty Choralie 2008: Mey 2008? (à confirmer)
Toerana: Brodeaux no mandray
* Daty KM4: 27 Sept 2008
Ora KM4 : Tontolo andro
Toerana KM4 : Paris
* Daty synoda Lehibe 2008: Nov 2008? (à confirmer)
Toerana: Faritany atsimo andrefana sy Tafo
FPMA Montpellier no handray
Nohavaozina t@ 4 Jan 2007
Jean-Solo RAFIDINARIVO
Filoha Mpanampy - FPMA |