A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga060.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao arrow Antsam-panahy Fiderana
Antsam-panahy Fiderana Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   

Ry havana,

Hampitomboina mandrakariva ao amintsika anie ny fahasoavana sy ny fiadanana ao amin'i Kristy Tompontsika,

Tonga indray izao ny fotoana hankalazàna ny nahaterahan'Ilay Mpamonjy antsika koa hanatontosa izany amin'ny alàlan'ny antsam-panahy ny Antoko Mpihira Fiderana ny 24 desambra izao ary dia amin-kafaliana no hanasana antsika hanatrika izany. Ny andinindininy dia voalaza anatin'ny taratasy fanasàna izay alefa amintsika etoana.

Marihina fa misy ny fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy sasany.

Eo am-piandrasana izany dia mirary krismasy sambatra ary taom-baovao 2007 feno fahasoavana ho antsika rehetra.

Manao veloma finaritra ao amin'ny Tompo,

ANTOKO MPIHIRA FIDERANA

TAFO PARIS

Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir

 
< Précédent   Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack