A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga010.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Tanora arrow Sampana STK Dijon
Sampana STK Dijon Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
fpma   
Rehefa nivory ireo Tanora tamin'ny Alahady 5 Novambra teo, dia tapaka fa hatsangana ny Sampana STK (Sampana Tanora Kristiana) eto amin'ny Tafo FPMA Dijon.
Fisaorana no atolotra an'Andriamanitra nahafahana nanantanteraka izany.
Ireto no mpiandraikitra ny Sampana STK voafidy tamin'izany:

Présidente: Muriel VOLAMIARINA
Vice-présidente: Narindra RABENASY
Trésorière: Lova RALAMBOMIADANA
Sécrétaires: Manasé MAHENINA, Manoela RAKOTOMALALA
Conseillers: Vonimihaingo RAMAROSON, Mampianina RAVELIMANJARA, Marion TAFFARY

Hisy fivoriana hatao ny Alahady 19 Novambra 2006 amin'ny 15h, ao amin'ny 14 Bd de Brosses. Ho dinihina amin'izany ny zavatra kasaina atao rehetra (Noely, fiarahana amin'ny Sampana STK hafa, fikarakarana ny Zaikabe any Lille...)

Koa antsoina isika Tanora rehetra ho tonga hanatrika izany fivoriana izany.

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny laza sy ny voninahitra.

Ny Birao

 
Suivant >
 
Joomla Templates by Joomlashack