DRAFITRA CALENDRIER 2005-2006 FPMA (Nohavaozina t@ 30 Mey 2006) Ho an'ny mpiara-miasa rehetra eto @ FPMA, Inty indray ary ny calendrier FPMA jery lavitra roa toana misy ny fanovana farany. Hita ato ny : Calendrier FPMA nasionaly, Faritany FPMA, Vaomiera nasionaly
CALENDRIER FPMA NASIONALY: ========================== KM = Komity maharitra Daty KM3: 25 mars 2006 Ora KM3 : Tontolo andro Toerana KM3 : Paris Daty Choralie 2006: 25-28 Mey 2006 Toerana: Melun Daty Fiofanan’ny Sekolin’ny mpitoriteny: 23 Jiona 2006 Toerana: Paris? Daty Fiofanan’ny Filoha sy Mpitahiry vola Tafo sy faritany ary sampana nasionaly rehetra: 1 Jolay 2006 Toerana: Paris Daty RNSTK sampana tanora kristianina: 7-8-9 Jolay 2006 Toerana: Aix Marseille Daty isankerintaona sampana Fifohazana: 10-16 Jolay 2006 Toerana: Troyes Daty Lasy SAP Soritrasam-piangonana (ho an’ny rehetra): 17 & 21 Jolay 2005 Toerana: Troyes Daty AG Sampana iraisana SVK (vehivavy), Sekoly Alahady, Mozika: 22 Jolay (aorian’ny lasy SAP ToeranaTroyes ·Daty KM4: 23 sept 2006 Ora KM4 : Tontolo andro Toerana KM4: Paris Daty Synoda Lehibe 2006: 10-11-12 Nov 2006 Toerana : Orléans CALENDRIER FARITANY FPMA ========================= Komitim-paritany Atsimo-Atsinana 5 & 6 Martsa 2005 Grenoble Alahadin’ny faritany 6 Martsa 2005 Grenoble Zaikabem-paritany avaratra andrefana 10 Avril 2005 Amiens Zaikabem-paritany afovoany atsinanana 30 Apr 1er Mai 2005 St Prix (akaiky cergy) Alahadin’ny faritany 19 Juin 2005 Nice Zaikabem-paritany afovoany andrefana 10 11 12 Juin 2005 Rennes Komitin’ny faritany atsimo Atsinanana 10 & 11 Sept 2005 Aix-Marseille Synodam-paritany afovoany andrefana 17 Sept 2005 ? Alahadin’ny faritany 25 Sept 2005 Lyon Alahadin’ny faritany 16 Oct 2005 St Etienne Zaika Bem-paritany Fev 2006 Nice Synodam-paritany Atsimo Atsinanana 4 & 5 Mars 2006 St Etienne Alahadin’ny faritany 23 Apr 2006 Aix-Marseille Alahadin’ny faritany 17-18 Jiona 2006 Nice Komitim-paritany Atsimo Atsinana 9 & 10 Sept 2006 Lyon Alahadin’ny faritany 09 & 10 sept 2006 Lyon Alahadin’ny faritany 14 & 15 Oct 2006 St Etienne Alahadin’ny faritany 18 & 19 dec 2006 Grenoble NB: ireo no eto am-pelatanana hatramin'izao eo am-piandrasana ny daty hafa avy aminareo faritany CALENDRIER FMM sy VAOMIERA NASIONALY FPMA ============================================== Seminera FMM 25 Mey 2006 Paris NB: ireo no eto am-pelatanana hatramin'izao eo am-piandrasana ny daty hafa avy aminareo vaomiera nasionaly Ny tanjon'ny Birao Foibe sy Komity maharitra amin'izo ezaka fandaminana jery lavitra (2 taona) izo dia ny afahantsika rehetra miomana koa tsy hisian'ny programa hifanitsaka. Asaina amin'izany ary, ny faritany sy ny tafo rehetra mbamin'ny sampana iraisana tsy ankanavaka TSY HANAO fihetsiketsehana na fivoriana hafa amin'ireo daty misy hetsika nasionaly ireo intsony. Raha misy fanamarihana na vaovao/daty hafa tsy mbola voalaza ao dia iangaviana antsika indrindra halefa aty amin'ny tenako hanampiana ny daty efa misy. Dia ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra ary misaotra indrindra antsika amin'ny fiaraha-miasa. Jean-Solo RAFIDINARIVO Filoha Lefitra - FPMA |