A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga007.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
50 taona... Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   
Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy na ny FPMA, io no anarana nentin'io vondrompoangonana protestanta malagasy teto Frantsa io nanomboka tamin'ny taona 1959. Anarana izay efa nofidian'ireo Komity iraisan'ireo misionera (CI) tany Madagasikara ho an'ireo fiangonana izay miorina izany. Raha ny tena izy dia efa talohan'izany no niorina ny fiaraha-mivavaka tany Strasbourg, Paris, Montpellier ohatra. Tsy mba fiangonana natsangan'ny mpitory filazantsara izy ity fa ny efa voatory ny filazantsara no nivondrona ka niara-nidera sy nankalaza an'ilay Andriamaniny.

Tohiny...
 
Fivoriana Faritany (Nancy) Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Vita soa aman-tsara ny fivorian'ny Faritany Avaratra Atsinanana natao tany Nancy ny Asabotsy 12 Septembre teo. Ho alefa amin'ny manaraka ireo tapa-kevitra tamin'izany.
Azonao jerena eto ny sary tamin'izany.

 
Excursion Dole Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Noho ny andro somary nanorana dia novaina natao tany Dole ilay "excursion" nokasaina natao tany Villers-La Faye. Isaoran'Andriamanitra fa dia tsara tokoa ny andro tamin'izany ary dia samy afaka nilalao na ny ankizy na ny lehibe.
Azonao jerena eto ny sary tamin'izany.

 

 
Lasy Juin 2009 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Tanteraka soa aman-tsara ny lasy natao tany Goshen - Chateauneuf .
Ny asabotsy 13 juin no nanomboka ilay lasy. Anisan'ny lohateny nodinihina tamin'izany ny : "... ka ho lehilahy lehibe , mahatratra ny ohatry ny halehiben'ny fahafenoan'i Kristy..." Efes 4:11-16.
Ny asabotsy hariva kosa dia natokana ho fialam-boly niarahan'ny fiangonana.
Ny alahady 14 Juin dia natao ny fotoam-pivavahana ny maraina . Ary rehefa vita ny sakafo atoandro dia tao ny mbola nijanona ary tao koa ny namonjy ny fodiana.
Jereo eto ny sary tamin'izany fotoana izany.

 
Fotoana Juin 2009 Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Administrator   

Toy izao ny fotoanantsika mandritra ny volana Juin ity :

Asabotsy 13 Juin : lasy any Goshen
11h : Départ : eo amin'ny 14 Bd de Brosses no fotoana
Alahady 14 Juin :
lasy any Goshen
10h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo
Jereo eto ny fandaharana rehetra momba io lasy io
Alahady 28 Juin: Fetim-pirenena Malagasy (FFKM)
15h : Fotoam-pivavahana tarihin'ny Pasitera D. Andrianarivo

Ento amim-bavaka ny fotoanantsika
.


Fanamarihina : momba ny lasy : aza adino ny misoratra anarana ( mandefasa "mail" amin'ny Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir )

 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 37 - 45 sur 109
 
Joomla Templates by Joomlashack