A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga061.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Toriteny
Toriteny
Kristiana, mpifamato-drŕ amin'i Kristy Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
D.Andrianarivo   
Raiso ity no tenako (22)
Ity no rako amin’ny fanekena vaovao, izay alatsaka hamonjy ny maro (25)
.
Mar 14 : 12 - 25
Ry fiangonana malala, hampitomboina aminareo anie fahasoavana sy ny fiadanan’ i Jesosy Tompontsika . Amena .
Somary hafa kely ity perikopan-tsika anio ity hoy ny sasany fa toy ny teny izay torina amin’ny alakamisy masina, ahatsiarovana ny nanorenan’I Jesosa ny fanasany, ary koa teny izay rentsika isaky ny fandraisana satria anisan’ireo teny izay anorenana izany.
Tohiny...
 
Salamo 103 (nataon'i Davida) Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
D. Andrianarivo   
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko

- ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.

- ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,

    Izay mamela ny helokao rehetra,
    Izay manasitrana ny aretinao rehetra,

    Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,

    Izay manarona famindram-po sy fiantrana anao,

    Izay mahavoky soa ny vavanao
Tohiny...
 
Toriteny Pentekosta Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
D. Andrianarivo   
Jao 15 : 27 Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria hianareo teto amiko hatramin’ny voalohany.
Ry fiangonana malala, hampitomboina aminareo anie fahasoavana sy ny fiadanan’ i Jesosy Tompontsika .
Anio dia alahady andro faha 50 taorian’ny nitsanganan’i Jesosy tamin’ny maty nankalazaintsika fa Paska. 7 herinandro  no manelanelana ny Paska sy ny Pentekosta. Fety izay efa nisy hatramin’ny testamenta taloha.
Tohiny...
 
Introduction ŕ la Bible Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
J. Ravalitera   
Le mot Bible vient du grec ta biblia qui signifie « les livres », ou tout simplement une collection de livres : « Bibliothèque ». En effet, la bible est un recueil, une collection de livres. Les Églises chrétiennes classent les livres de la bible en deux grands ensembles, l’Ancien Testament et le Nouveau Testament. Le mot testament employé ici provient du latin testamentum, utilisé dans l’ancienne version latine de la bible pour désigner l’Alliance de Dieu avec les hommes.
Tohiny...
 
Toriteny Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
J. Ravalitera   
« Ary satria zanaka ianareo, dia nirahin’Andriamanitra ho ato ampontsika ny Fanahin’ny Zanany, miantso hoe : Aba Ray ô. Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka : ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon’Andriamanitra.»
Galatiana 4, 6-7

Tsy mora avy hatrany akory, ry havana, ny miaina ny finoana maha-Kristiana. Teo anivon’ny firenena jiosy efa nanana ny fomba fanaony ara-pivavahana ary fatra-pifikitra tamin’ny fampianarana heveriny fa nolovana tamin’ny razany no niainan’i Jesoa Kristy tamin’ny nahatongavany ho olona. Hitantsika ao amin’ireo Filazantsara efatra ny filazana ny fifandonan’ny Tompo tamin’ny lohandohany tamin’izany fivavahana izany.
Tohiny...
 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 82 - 90 sur 103
 
Joomla Templates by Joomlashack