|
pasitera
|
|
…ary raha hitan’i Jesosy fa namalytamim-pahendrena izy, dia hoy Jesosy taminy : Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra (Marka 12 34)
Tamin’ny farany teo dia ny nanomana ny diany hiakatra any Jerosalema Jesoa. Ary amin’izao toko sy andininy izao dia efa tafakatra any Jerosalema izy
Ny manodidina ny tantara
Ny toko faha 11 dia mitantara izany. Teny famakintsika isaky ny Alahadin’ny |
|
Tohiny...
|
|
|
Rakotojoelinandrasana
|
|
Lazao amin’I Ziona zanakovavy hoe: “Indro ny Mpanjakanao avy ho anao” Matio 21: 5.
Advento: ‘Ho avy ny Tompo.” Ny teny Latina hoe ‘adventum’ no nadikantsika Malagasy hoe, ‘advento’. ‘Fiaviana’ no dikany amin’ny teny tsotra andavanandro. Ny fiavian’ny Tompo Jesoa Kristy no tian-kolazaina amin’izany. Ny herinandro efatra mialoha ny Krismasy no antsoin’ny Fiangonanan Kristiana hoe, ‘Advento’. |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
....ary raha hitan'i Jesosy fa namaly tamim-pahendrena izy, dia hoy Jesosy taminy : Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra hianao . Marka 12: 34
Tamin'ny farany teo dia ny nanomana ny diany hiakatra any Jerosalemna Jesosy. Ary amin'izao toko sy andininy izao dia efa tafakatra any Jerosalema izy
Ny manodidina ny tantara
Ny toko faha 11 dia mitantara izany. Teny famakintsika isaky ny Alahadin'ny sampan-drofia. Fantantsika izany hoe Hosana izany. |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
«Miezaha mitady fihavanana amin’ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.» Hebreo 12, 14
Amin'ity taona ity ny FPMA dia hanao ny synaodany lehibe izay hatao any amin'ny FPMA Orléans (45). Koa ho fanomanana izany no nakan'ny Faritany FPMA Avaratra Antsinana ny teny fanevan'ny synaoda ho azy. Koa izany no nahatonga an'izao toriteny izao. (Ny TT dia ny Testamenta Taloha ary ny TV dia ny Testamenta vaovao) |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
Ary na iza na iza no te-ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon’izy rehetra, fa ny Zanak’olona tsy mba tonga ho tompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro .Marka 10 44,45 Isaorana ny Tompo nohon’ny nahavitan’ny fotoana omaly (21 oktobra) izay nentintsika nankalaza an’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny hira ary nanomezanay antsika koa ny sakafo maro isan-karazany (nisy dîner-concert izay natao teto Dijon izay nandraisan'i Mireille anjara).
|
|
Tohiny...
|
|
|
|
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 73 - 81 sur 103 |