|
pasitera
|
|
.raha misy tia Ahy, dia hitandrina
ny teniko izy Jao 16:23
Faly miarahaba antsika amin’izao alahady alahady faha 5
aorian'ny paska izao. Ankalazaintsika miaraka amin'ny STK eto
amin'ny fiangonana. Teny sarotra satria manambara zavatra roa
lehibe dia ny atao hoe fitiavana ary koa ny teny. Ny
voakasik'izany indray dia “ raha misy olona”
ary koa ny hoe Ahy. Izany hoe ny fifandraisan'i Jesosy sy
izay milaza ny ho tia Azy. |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
Angamba mba hamoa izy: fa raha tsy izany dia hokapainao ihany (Lio 13 : 9)
Ry fiangonana malala, hampitomboina aminareo anie fahasoavana sy ny fiadanan’ny Jesosy Tompontsika . Amena .
Ao anatin’ny fotoana atao hoe karemy isika izao. Alahady faha 3 amin’izany no misy antsika. Ny karemy moa dia vanim-potoana maharitra 40 andro alohan’ny Paska : Kristy famomjena antsika ahazoana miomana ho amin’izany. Tahaka ny fotoanan’ny advento izay iomanantsika ho amin’ny krismasy na Ilay teny tonga nofo. |
|
Tohiny...
|
|
|
S. Rasolondraibe
|
|
Un des scribes, qui les avait entendus discuter, sachant que Jésus avait bien répondu aux sadducéens, s'approcha, et lui demanda: Quel est le premier de tous les commandements? Jésus répondit: Voici le premier: Écoute, Israël, le Seigneur, notre Dieu, est l'unique Seigneur; et: Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, de toute ta pensée, et de toute ta force. Voici le second: Tu aimeras ton prochain comme toi-même. Il n'y a pas d'autre commandement plus grand que ceux là. Marc 12, 28-31 |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
.satria nisy hery niala taminy ka
nahasitra anzy rehetra (Lio 6 : 19)
Faly miarahaba antsika amin'izao alahady atokantsika
hifidianana diakona eto amin&rsquony Tafo misy antsika
izao. Raha vakiana ny and 12 - 16 dia ahitantsika sahady hoe raha
handray fanampahan-kevitra mafonja dia inona no tokony hatao ?
Izany no omena antsika ain'ity anio ity. Raha hifidy olona ianao,
Inona no tokony hataonao voalohany indrindra ?
Ny fifidianana
Ny Tompo dia mampiseho amintsika fa ny zavatra nataony :
* dia nankany an-tendrombohitra Izy
* hanao inona ? : hivavaka
amin'Andriamanitra
* naharitra nivavaka Jesosy
* nandritry ny alina |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
Moa tsy nisy hita niverina hanome voninahitra an’Andriamanitra afa-tsy ity olona hafa firenena ity ihany va ? Lio 17 : 18
Olona hafa firenena manome voninahitra an’Andriamanitra no hita eto. Raha adika amin’ny fiteny hafa ny hoe « vahiny » satria samaritana no resahina eto. Anisan’ny vaovao mahafaly ho antsika izany ary koa tena zava-baovao satria raha tsy diso ny fitadidiko dia ity no voalohany eo amin’ny tantaran’ny famonjena .
Ny teny izay norenesintsika teo dia tantara efa fantatsika rehetra dia ny momba an’ireo « boka folo lahy ». |
|
Tohiny...
|
|
|
|
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 64 - 72 sur 103 |