|
pasitera
|
|
Fa tsy tonga hiantso ny marina aho , fa ny mpanota Mat 9.13b
Alahady fahatelo manaraka ny Trinité izany hoe ny Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina anio. Ny alahadin’ny Trinité moa dia ankalazaina amin’ny alahady manaraka ny Pentekosta. Rehefa vita izany dia miaina arak’ izay nanirahan’ny Tompo azy ny fiangonana dia ny fitoriana ny filazantsara izany araky ny ohatra omen’ny Tompo.
Anio koa dia alahady atokantsika hivavahana ho an’ireo izay miatrika fanadinana na efa niatrika izany fanadinana izany. Koa ny teny ho antsika anio dia ilay voalaza ao amin’ireo teny telo izay novakiana teno indrindra fa ny Mat 9.13b. |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
. ...ary hanao asa lehibe noho izany aza izy (Jao 14.12a)
Ao anatin’ny 50 andro manelanelana ny Pasaka sy ny pentekosta isika izao.Jesosy manambara amin’ireto mpianany fa hiala amin’izao tontolo izao izy ka handeha hamboatra fitoerana ho an’izay mino Azy eny fa na dia nohon’ny asany ihany aza. Tsy dia fantatra loatra ny fotoana na ny toerana nitrangan’izao fampianarana izao. Ny hita kosa dia manaraka ny nilazan’i Jesosy :fa ‘izay alehako dia tsy azonareo haleha” (Jao 13.33), raha mifankatia ianareo dia ho fantatry nyolona fa mpianatro (13.35) ary tamin’i Petera : Tsy mbola hisy akoho haneno mandam-pandanao Ahy in-telo (13.38) |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
Dia hitoetra ao an-tranon’i Jehovah andro lava aho Sal 23.6 b
Salamo nataon’I Davida izay tsy hafa fa mpiandry ondry. Tena mahalala ny asany izy koa noho izany no antony. Betsaka no milaza fa ity Salamo ity dia natao ho hiraina amin’ny fotoana andalovana fangirifiriana : mba hiomanana, mba hiaretana ary koa mba ahazoana hery. Misy mpandinika milaza fa tsara ny ifampizarana azy ity miaraka amin’ny namana mandritr’izany fotoana izany mba ahazoana hery bebe kokoa (ny entan-jarai-mora zaka). |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
Izaho izay miresaka aminao no Izy (Jao 4.26 )
Ry havana malala,
Ao anatin’ny fiomanana ny fankalazana ny Pasaka isika izao amin’ny alalan’ny karemy. Koa anio dia alahady faha 3 amin’izany karemy izany.
Rehefa avy nandre momba ny
* nakana fany an’i Jesosy Mat 4.1-11 Karemy 1
* niovan’i Jesosy tarehy teo an-tendrombohitra Mat 17.1-9
Amin’ity alahady ity dia ny momba an’ilay fihaon’i Jesosy tamin’ilay vehivavy Samaritana no hojerentsika ary handraisantsika fampaherezana .
|
|
Tohiny...
|
|
|
Claude Baty
|
|
Prédication de Claude Baty, président de la Fédération Protestante de France
Priez encore !
Il y a bien longtemps, heureusement, que Catholiques et Protestants ne s’étripent plus au nom du Prince de la paix ! Anduze, ancienne place forte du protestantisme cévenol devient même symbole œcuménique en ce jour puisqu’un pasteur investit la chaire catholique sans provoquer d’émeutes ni risquer les galères ! Les temps ont bien changé ! Au point que les uns et les autres se sont mis à lire la Bible ensemble, et cela ne pouvait rester sans effet. Écoutons donc ce qu’elle nous dit aujourd’hui, car nous avons encore beaucoup à apprendre ensemble
|
|
Tohiny...
|
|
|
|
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 46 - 54 sur 103 |