|
pasitera
|
|
QU’EST-CE QUE LA FPMA ATTEND du
Groupe des Jeunes : SAMPANA TANORA KRISTIANA
(STK) ?
C’est la question que vous les
jeunes STK de la FPMA, ( disons plutôt, vos
représentants, les responsables) m’avez posée
(et à travers moi, aux membres du Conseil National de la
FPMA) à l’issue de la dernière RNSTK. Je tiens
d’abord à vous rassurer que cette question n’est
pas tombée dans l’oreille d’un sourd.
Personnellement, en tant qu’éducateur et
Président de la FPMA, je vous dis que je mise beaucoup sur
vous les jeunes, non pas seulement pour l’avenir de la FPMA,
mais aussi et surtout pour notre cheminement ensemble afin de
concrétiser l’orientation théologique que nous
avons adoptée : « La FPMA, une communion en
mission pour la guérison du monde et pour partager une vie
en abondance ». |
|
Tohiny...
|
|
|
pasitera
|
|
SAMPANA TILY
NASIONALY
"Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery
sy fitiavana ary fahononan-tena. Koa aza menatra ny ho
vavolombelon'ny Tompontsika." II Timoty 1.7-8
Ho ampitomboina amintsika rehetra
mandrakariva anie ny fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompontsika.
Mankalaza ny jobily faha-100 taonan’ny skotisma eran-tany
isika amin’ity taona 2007 ity ary marobe ireo fihetsehana
hanamarihana izany.
Koa manasa antsika rehetra (skoto am-perin’asa, ireo
tranainy rehetra ary ireo mpanohana) hiara hankalaza izany
amin’ny Sampana Tily Nasionaly amin'ny fihaonambe izay ho
tanterahina ny 28 - 29 avril 2007 any LYON (Saint-Martin en
haut).Ny saran-dasy dia 40 €.
Ny fisoratana anarana dia amin’ny adiresy mailaka
Cet e-mail est protégé contre les robots collecteurs de mails, votre navigateur doit accepter le Javascript pour le voir
na jereo ny blaogy
http://tilysympana.blaogy.org na antsoy koa ny 06 23 17
43 29.
Hisy ireo fanentanana skoto sahaza ny rehetra toy ny lalao ngeza,
lalao skoto, afon-dasy, raki-tsary jobily, cd hira tily, sns.
Ny fandraisana ny mpandray anjara rehetra dia manomboka ny zoma 27
avril amin’ny 6 ora hariva, ny fanokafana dia ny asabotsy 28
avril amin’ny 9 ora maraina ary ny famaranana dia ny 29 avril
amin'ny 3 ora folak'andro.
Dia mirary ny fahatongavantsika rehetra ary aoka hifampilaza.
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra.
Ny filohan'ny Sampana
Hery RABEFITIA |
|
|
pasitera
|
Fpma Musique
Faly miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Jesoa
ndro izany ny toerana hanaovantsika ny fanofanana mpitendry zavamaneno amin'ny Fpma musique amin'ny
Sabotsy 28 avril 2007 izao izay atao ao TOURNUS
N6 no misy azy io aorianan'ny fiangonana lehibe tena mora hita .
Ny fotoana dia hanomboka amin'ny 9 ora maraina ka hifanarana amin'ny 6 ora hariva .
Samy mitondra ny sakafo atoandro ary mikarakara ny fatoriany . Maro ny hotely manodidina io toerana io.
Miala tsiny indrindra fa tsy manana connection internet fa vao nifindra trano .
Raha mila fanampim-panazavana dia : 06 62 25 22 40 .
Manolotra ny mandrampihaona amin'ny anaran'ny Tompon-tsika .
Hery Andrianaivo |
|
|
Administrator
|
|
(sary nalaina tao amin’ny http://www.madatsara.com)
Amin’izao fandalovan’ny Antokompihira Amboarampeo FJKM Faravohitra eto Paris izao, dia tonga hamangy sy hiara-hisaotra an’Andriamanitra miaraka amin’ny FPMA Paris Chauchat, izy ireo .
Izy ireo moa dia avy any ami’ny fiangonana Faravohitra, Antananarivo, fiangonana izay ao amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy any Madagasikara FJKM.
Mandritry ny fanompoam-pivavahana dia hisy ny fiaraha-midera an’Andriamanitra iraisan’ny Antokompihira FIDERANA FPMA Paris sy ny Amborampeo Faravohitra.
Ny daty : ny alahady 29 aprily 2007 izao mandritry ny fanompoam-pivavahana
Ny ora : amin’ny 3 ora sy hariva
Ny toerana : FPMA Paris, 16 rue Chauchat
Métro : Le Pelletier na Richelieu-Drouot
Marihina fa hisy “concerts” misy vidimpidirana izay hataon’izy ireo ny:
-> 5 mai 2007 manomboka amin’ny 8 ora sy sasany hariva
-> 6 mai 2007 manomboka amin’ny 3 ora hariva
ao amin’ny
Église Notre-Dame-de-la-Croix
3 pl. De Ménilmontant
75020 Paris
Métro 2 – Ménilmontant
Dia aza manadino ny fiarahantsika mivavaka |
|
|
pasitera
|
Fifaliana ho an'ny Tafo FPMA Nancy-Metz ny manasa anareo hanatrika ny
FANOKANANA HO MPITANDRINA (RECONNAISSANCE DE MINISTERE)
ny Pasteur RAJAONSON Fidy (pasteur ERAL)
izay hatao ao amin'ny ERAL AMNEVILLE rue pasteur
Ny alahady 29 avril 2007 amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro.
Tongava maro
Manana anjara hira iray isika malagasy dia ny hira faha 430 izany
"Endrika sariaka
No hanompoako Anao Jehovah Ray"
"Efa nitahy anao ny Tompo ka hiaro anao
Efa nampamirapiratra ny tavany taminao ny Tompo ka hamindra fo aminao
Efa nanandratra ny tavany taminao ny Tompo ka hanome anao fiadanana"
http://tsodrano.free.fr
http://fpma.nancy.free.fr
Atoa RAFENONIRINA LAZA, mpitandrina FPMA Nancy
|
|
|
Administrator
|
|
Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ...
Fa handroso amin’ny hitsimpo (fahafoizana)”
ANTSOINA ISIKA ZANAKA AMPIELEZANA LOTERANA AMBATOVINAKY TSY HAKANAVAKA MBA HAMONJY NY FIVORIAMBE VOALOHANY IZAY HATAO
NY ASABOTSY 28 APRILY MANOMBOKA AMIN’NY 7 ORA HARIVA
AO AMIN’NY EGLISE REFORMEE DU Luxembourg
58 Rue Madame 75006 PARIS
Metro : Saint - Sulpice
Ny zavatra hodinihana:
-> Ny anjara biriky entintsika amin’izao tsangambato faha 130 taona izao
Azo antsoina : Rafanomezantsoa Richard 0145475127 na 0687433353 |
|
|
|
<< Début < Précédente 21 22 23 24 25 26 27 28 29 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 231 - 240 sur 287 |