A free template from Joomlashack

A free template from Joomlashack

majunga037.JPG

Radio Fpma

Tonga Soa arrow Vaovao
Vaovao
Ampio e ! Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Mamangy anareo any an-dafy.
Izahay aty dia tsy mahatakatra loatra ny voambolana vaovao manatevina ny teny malagasy koa mba vonjeo.
Inona ny "Totozy-mita" Mahay milomano ve ireo?
Inona ny hoe : 'feuille de déroute"? Simba ny saina mahare ireo teny vaovao ireo.
 
ChoeurUNI ...Mai 2012 ŕ Paris Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

19 mai 2012 : CHOEURUNI XII

Melun-2006


le samedi 19 mai 2012 dans le magnifique
Espace PullMann des Docks de Paris.
45 rue des Magasins Généraux Paris (75018)

Plus de 600 Choristes à Paris....

Tohiny...
 
KEK , nouveau SG Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Le Dr Guy Liagre, président de l'Eglise Protestante Unie de Belgique, a été élu Secrétaire Général de la Conférence des Eglises Européennes par le Comité central qui s'est réuni à Genève le 24 et 25 Janvier.


Revd Dr Guy Liagre (Photo: UNIPROBEL)

 

Guy Liagre, le nouveau Secrétaire Général de la KEK

Le Dr Guy Liagre, président de l'Église protestante unie de Belgique, sera le nouveau secrétaire général de la Conférence des Eglises européennes à partir de juin 2012. Il succède au Prof Dr Viorel Ionita qui a pris sa retraite en tant que secrétaire général par intérim de la CCE en octobre 2011.

Il a été élu par le Comité central qui s'est réuni à Genève le 24 et 25 janvier.

Après son élection, le Dr Liagre s’est exprimé ainsi : "Pendant des années, la KEK a travaillé pour que la voix chrétienne soit entendue au niveau européen. Je considère comme un défi, en tant que Secrétaire Général d'une institution européenne œcuménique, de commencer à un moment où l'Europe et le monde évoluent si rapidement qu’il n’est pas possible de prédire où cela aboutira. La KEK est en pleine réorganisation et je suis heureux de participer à ce renouveau et de le stimuler."

Le nouveau Secrétaire Général est né en 1957. Après des études de théologique à la Faculté de Théologie Protestante de Bruxelles, il a été pasteur de l'église de Menin (1984-1990) et de Bruxelles (1990-2005), avant de devenir président de l’Eglise Protestante Unie de Belgique en 2005, un poste pour lequel il avait été réélu en 2009.

A côté de ses fonctions de président de sa propre Eglise, il est également président du Belgian Council of Religious Leaders Religieux et président de la Concertation des Eglises Chrétiennes en Belgique, une organisation dans laquelle collaborent les Eglises Belges (anglicane, catholique romaine, protestante et orthodoxe). Il est également coprésident du Conseil Administratif du Culte Protestant et Evangélique, responsable des relations avec les autorités Belges.

Le Dr Liagre a représenté son Eglise dans de nombreuses rencontres œcuméniques internationales et est également actif au sein du World Methodist Council, la World Communion of Reformed Churches et de la Community of Protestant Churches in Europe. Il est actuellement aussi membre de la commission Church and Society de la KEK.

Il a obtenu un doctorat en Histoire de l'Eglise de la Faculté de Théologie Protestante de Bruxelles et compte plusieurs livres à son palmarès. Il parle couramment le néerlandais, l’anglais, le français et l’allemand.

Il est marié et a quatre enfants adultes et trois petits-enfants.

Bruxelles, le 26 janvier 2012.
www.protestants.org

 
FPMA TOULOUSE Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

Antony : Fandraisan-tànana Diakona –Filohan’ny Sampana –fanolorana birao sampana 7

Ry Havana ,

Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika.

Fifaliana ho anay ny manasa anareo mpianakavin’ny finoana hanatrika ny fotoam-pivavahana fandraisan-tanana ireo Diakona sy filohan’ny Sampana ary fanolorana ireo biraon’ny Sampana 7 eto amin’ny tafo FPMA TOULOUSE mandritra ny taona 2012 sy 2013 ,ny Alahady 05 Febroary 2012 manomboka amin’ny 10 ora maraina.

Toerana : Fiangonana Vieux Temple – 70, rue Pargamminières 31000 Toulouse

Izany fotoan-dehibe izany dia hotarihin’ny Filohan’ny FPMA, Mpitandrina Synodaly   Rev. Dr Jean ANDRIAMAROHASINA RAVALITERA miaraka amin’ny Mpitandrina Elysée ANDRIAMIANDRA avy eto Toulouse. Hisy fialàna hetaheta sy fizaràna mofo masira sy mamy aorian’ny fotoana hanasan’ny Fiangonana eto Toulouse anao.

Mirary soa eo ambanin’ny fitahin’ny Tompo

Ny Mpitandriana Ny Filoha

Elysée ANDRIAMIANDRA Solofo RAJAOBELINA

 
FPMA GRANDS CHAMPS Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   

“ Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto, mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin'ny finoana amin'ny fieritreretana madio”. ( 1Tim 3. 8-9)

Paris faha 26 janoary 2012

Hoan’ny vahoakan’ny FPMA

Ry havana malala ao amin’ny Tompo,

Ampitomboina aminareo hatrany anie ny fahasoavan’i Kristy Jesoa Lohan’ny Fiangonana.

Amin’ny fifaliana sy ny firalahiny tanteraka ao amin’ny Tompo ary amin’ny fitiavana mangarahara no hanasanay fiangonana eto amin’ny tafo fpma Grands Champs anareo mpianakavin’ny finoana eto anivon’ny FPMA, hanatrika ny fanompom-pivavahana fanokanana sy fandraisan-tanana ireo diakona izay hiasa mandritry ny roa taona ho avy 2011-2013. Izany dia ho tanterahina ao amin’ny fiangonana loteriana, paroisse EELF de l’Ascension 47, rue Dulong 75 017 Paris ny alahady 05 febroary 2012 izao amin’ny 3 ora sasany tolakandro.

Ny fanatrehanao izany fotoan-dehibe izany na ny fitondranao am-bavaka ireo diakona manoloana ny andraikitra napetraky ny Tompo taminy dia manafy hery lehibe ho anay.

Dia ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

Marc RAKOTOARIMANGA, Mpitandrina fpma Grands Champs

 
Orléans : vaovao ! Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
pasitera   
Hoy Jesoa Tompo hoe : "Andraso ary ny ondriko" (Jaona 21:16)

Miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo izahay sady mirary ny fahasoavany ho aminareo mandrakariva.
Fifaliana ho anay eto amin'ny Tafo FPMA Orléans ny mampahafantatra anareo fa noho ny fitahian'ny Tompo dia tanteraka soa aman-tsara tamin'ny sabotsy 14 janoary 2012 teo ny fananganana ny Birao vaovao hitantana ny Tafo mandritra ny roa taona ho avy, dia ireto avy :

Filohan'ny Tafo : Andriamatoa FOCARD James
Filoha Mpanampy : Ramatoa RAOEL Perle
Mpitahiry vola : Ramatoa RAZAFITRIMO Vola
Mpitantam-bola : Ramatoa FOCARD Liva
Mpitan-tsoratra : Andriamatoa RAZAFITRIMO Laiary

Filohan'ny Vaomiera "Aim-panahy" : Andriamatoa RANDRIAMANANTENA Guy
Filohan'ny Vaomiera "Enti-manana" : Andriamatoa RAMIANDRASOA Eugène
Filohan'ny serasera sy fifandraisana
amin'ny Zanaka am-pielezana : Andriamatoa ANDRIAMIARISOA Christian
Filohan'ny Vaomiera "Fanentanana" : Andriamatoa RAKOTOVELO Larry

Mpandini-bola : Andriamatoa RAOEL Rado

Amin'ny Alahady 5 febroary 2012 ho avy izao no hahatanterahana ny fandraisan-tanana ireo Diakona 10 mianadahy voafidy hitantana ny Tafo sy ny fametrahana amin'ny asany ireo Birao vaovao. Koa fifaliana ho anay koa ny manasa anareo hanatrika izany sy hitondra izany am-bavaka. Ny fanompoampivavahana dia hatao ao amin'ny :

CHAPELLE ST FRANCOIS 
123 AVENUE DE LA PAIX - 45800 ST JEAN DE BRAYE
MANOMBOKA @ 10 ORA 1/2
 MARAINA 

Manao veloma hotahian'Andriamanitra anareo izahay ary manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminareo.

Ny Mpitandrina 
Heritsimba Antoine Ramarokoto ANDRIANASOLO
 
<< Début < Précédente 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Suivante > Fin >>

Résultats 1 - 10 sur 287
 
Joomla Templates by Joomlashack