|
Administrator
|
|
Faly ny FPMA Dijon manasa anao hanatrika ny DINER CONCERT izay karakarainy ny ASABOTSY 13 OKTOBRA 2007 ao amin'ny ERF ,14 Bd de Brosses Dijon, manomboka amin'ny 7 ora hariva.
Ho tonga hanafana ny fotoana ny Groupe SUNRISE, mpihira malagasy efa fantatsika rehetra eo amin'ny sehetra ny Gospel.
Renseignements et réservations: 06 85 92 55 92 - 03 84 72 25 97 -03 80 56 42 17
|
|
|
fpma
|
|
Faly ny FPMA Dijon manasa anao hanatrika ny Concert Evangélique ataon'i JOCELYN RANJARISON (avy any Madagasikara) ny ASABOTSY 30 JUIN 2007 ao amin'ny Eglise Sainte Elizabeth, rue de Bourges, Fontaine d'Ouche Dijon, manomboka amin'ny 8 ora hariva. (libre participation)
Renseignements et reservations: 03 84 72 25 97 - 09 54 23 88 34
|
|
|
fpma
|
Isaorana an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara tamin'ny Alahady 11 Fevrier 2007 ny Assemblée Générale izay :
- nanekena ny Fitsipika Anatiny hifehy ny Tafo FPMA Dijon
- nifidianana ireo Diakona hitondra ny Tafo mandritra ny roa taona (2007-2009)
- nanekena ny hanohizan'ny Biraon'ny Sampana (STK (Tanora), SVK (Vehivavy), Antoko mpihira) ny asany mandritra ny roa taona ho avy.
Tamin' ny fivorian'ny Diakona tamin'ny Asabotsy 17 Fevrier 2007 kosa no nifidianana ny Birao hitantana ny Tafo mandritra ny roa taona (2007-2009).
Ireo mpiandraikitra ato amin'ny Tafo. |
|
|
pasitera
|
|
Alarobia 8 Nov 2006,
Ho an'ny vahoaka FPMA,
Ry Havana,
Miarahaba anareo amin'ny anaran'ny
Tompo Jesoa Kristy ary mampita,
* Indro Antso avo amin'ny anaran'ny Birao Foibe FPMA
- mampatsiahy fa mifandimby ny taona misy
Zaika Be FPMA (oh 2005) sy taona misy Synoda FPMA (oh 2006),
- mizara ny faniriana mba ho tinapaka amin'inty synoda lehibe 10
11 12 Nov 2006 any Orléans inty ny Tafo-Faritany FPMA
handray a) ny Zaika Be 2007 FPMA sy
b) ny Synoda Lehibe 2008 FPMA. |
|
Tohiny...
|
|
|
Administrator
|
Zaikabe sy Synaoda Faritany Avaratra atsinana natao tao Strasbourg ny 28 ary ny 29 oktobra 2006.
Isaorana an'Andriamanitra ny fahavitan'ny Zaikabe ( ny fihaonamben'ny mpino) ary ny synaoda (fihaonamben'ny mpiandraikitra) teto amin'ny FPMA, faritra avaratra Atsinanana ny 28 sy 29 oktobra 2006 lasa teo. Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Rév Dr Jean RAVALITERA, izay filohan'ny FPMA.(jereo ny sary tamin'izany ao amin'ny Sary samihafa) |
|
Tohiny...
|
|
|
|
<< Début < Précédente 1 2 3 Suivante > Fin >>
|
| Résultats 10 - 18 sur 20 |